loharano nahazoana ny sary
====> http://www.facebook.com/disobedience
Folo taona androany ny fonjan’i Guantanamo. Tsy hasian-teny betsaka fa aleo ny sary no hilaza azy aloha anio. Mety mbola hisy ny fotoana hitondrana azy amin’ny teny Malagasy
Classé dans : ady sy fifandirana, anao ny fitenenana, fandrianmpahalemana, fiaraha-monina, fifandraisana iraisam-pirenena, politika, tapatapany, tsingerina Tagué: | #Guantanamo








