The first Zombie Walk of Madagascar / 31·10·2011

Here are some pictures from the first Zombie Walk of Madagascar. It took place at Antananarivo from Antaninarenina to Gare Soaran. . We see in these pics  that Malagasy know how to play in a calm and total respect of others. Enjoy! 1* during the preparation 2* During the Walk

Hiova fitafy ny COCA COLA (kapoaka) manomboka ny 1 Novambra 2011

Raha nandritra ny taona maro dia ny loko mena midorehitra izay nampahalaza azy no nahafantaran’ireo mpanjifa ny COCA COLA, dia nisafidy ny hanova fitafy kosa izy manomboka ny 1 Novambra ho avy izao. Ialàny akanjo menany ary hitafy ny akanjo fotsy indray izy. Izao no nataony dia noho ny fanentanana andraisany anjara ho fiarovana ny [...]

Blog Action Day 2011 #BAD11- Momba ny Sakafo

Andron’ny Fitorahana Bilaogy Manerantany androany, ka ho an’ity andiany 2011 ity dia mikasika ny SAKAFO no lohahevitra nofinidy. Malalaka ny zavatra azon’ny rehetra tantaraina, soratana sy aseho mandritra ity andro ity. Nofidiako manokana ny hiresaka mikasika vokatra Malagasy iray, voajanahary tanteraka, nefa tsy ambaka amin’izay vokarina amin’ny sehatra indostrian’ny fahasalamana sy ny farmasia  any amin’ny [...]

Mandria am-piadanana Steve Jobs

Nodimandry teo amin’ny faha-56 taonany i Steve Jobs, PDG Apple, rehefa nitolona tamin’ny homamiadan’ny Pancreas nandritra ny fotoana maharitra. Teraka ny taona 1956 izy , ary tsy mba notezain-dray sy reny, fa nomena hatsangan’olon-kafa kosa (Paul sy Clara Jobs ). Rehefa izany dia ireto farany no nanome anarana azy sy nanabe. Tany Mountain View sy [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers