Ny andron’ny Zoma 23 Septambra 2011 dia samy namoaka momba ny fahafatesana vehivavy Malagasy iray nila ravinahitra tany Liban, na ny gazety l’Express de Madagascar, na ny gazety L’Orient Le jour (mpiseho isan’andro amin’ny teny frantsay ao Liban). Araka ny Express de Madagascar dia iray volana taty aorian’ny nahafatesany vao nampodiana an-tanindrazana ny vatana mangatsiakan’i [...]
Filed under: anao ny fitenenana, fiaraha-monina, fifandraisana iraisam-pirenena, tapatapany, tontolon'ny asa | Tagué: AFP, allafrica.com, Cèdre, Express, Liban, madagascar tribune, Raharisoa, SPDTS | Laisser un Commentaire »

