Nadine Ramaroson / Gl Ravalomanana / Ralitera / Akbaraly / BIONEXX

Indro avoaka etoana izay nosorata-dramatoa Minisitra tamin’izany fotoana raha nisy ny sakoroka nisamborana an-dry Ralitera sy ny namany tamin’ny 2009. Tamin’izany no nilazany fa nandainga ny Gl Ravalomanana mba entina hanamarinana ny fisamborana nataony. Ma version sur l’affaire Faharetana / BIONEXX et l’arrestation de mes collaborateurs Vous avez été nombreux(ses) à avoir réagi et surtout [...]

Harry Potter Misikidy Amin’ny Teny Malagasy

Be mpitia tokoa raha ny horonantsary ahitàna ilay boay kely mpanao majika (magie) Harry Potter sy ilay sipakely namany Hermione. Tsy tara amin’izany ny Malagasy. Saingy mba nahalala ve isika Malagasy fa ilay teny ampiasain’ilay ranamana iny rehefa hamoha varavarana dia TENY MALAGASY avy amin’ny faritra Sakalava any? Nanontany tena tokoa mantsy ny maro tamin’ireo [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers