Tatitra avy amin’ny fianakavian’ny niharam-boina no ampitaina etoana. Iray volana lasa izay (7 Jona 2011), dia nisy vadinà mpikambana iray ao amin’ny CST nandona zazalahy iray teny amin’ny Lalamben’i Masay. Tapaka taolam-pe tamin’izany ny niharam-boina. Tsy ity vadina olona ambony ity anefa no nijanona hanolo-tena hitondra ny niharam-boina ho any amin’ny hopialy, fa mbola nindrana [...]
Filed under: anao ny fitenenana, fahasalamana, fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué: CST, Gl Dolin, HJRA, Masay, Morondava | Laisser un Commentaire »

