Inauguration du Centre de Presse Malgache

COMMUNIQUE DE PRESSE CONJOINT Le centre de presse malgache ouvre ses portes Antananarivo, 30 juin 2011 - Le centre de presse malgache est inauguré ce jour à Antsakaviro en présence de France, M. Jean-Marc Chataigner ; du Country Manager de la Banque Mondiale, M. Adolfo Brizzi ; du Représentant Résident ai du PNUD, M. Agossou Corneille [...]

An’iza marina i Madagasikara, 51 taona aty aoriana?

Miarahaba ny rehetra nahatratra ny Asaramanitra. 1642 no niforona ny Société de l’Orient izay naka alalana tamin’ny Cardinal de Richelieu haka an’i Madagasikara (indrisy!) sy ireo nosy kely manodidina azy ka hanorim-ponenana eto. i Fort-Dauphin loha no noforonin-dry zareo, ary Ile de Chine no niantsoany an’i Madagasikara. Talohan’ny niverenan’ny fahaleovantena dia 60 taona mahery no [...]

Afomanga sy tifitra avylavitra

Aza taitra amin’ilay tifitra e! Fomba fotsiny io entina hilazana fa avy lavitra no nitifirana ny sary. Fankalazàna ny  fitsenana ny Andro niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena (25 Jona 2011 2011, Anosy , Antananarivo) Sary vitsy monja ho anao mpamaky       Fa aoka zalahy mba hialàna ity manipy tavoahangy plastika any an-tampon-dohan’ny sasany ity a. Raha [...]

Bilaogy: Ilain’ny mpanao gazety Malagasy ve?

Eto ampiandohana dia isaorana sahady ny fiaraha-miasa amin’ny US Embassy sy ny WWF  nanasa anay bilaogera tamin’ity androany itynahafahana nanao atrikasa niaraka tamin’ireo mpanao gazety Malagasy isan’ny sangany vitsivitsy. Teny Antsakaviro, tao amin’ny Media Center / WWF no natao ny fihaonana. Betsaka no efa mahalala ny atao hoe bilaogy, saingy ny hetaheta te-hahalala sy hampiasa [...]

Mila vonjy i Soanirina kely

Zaza vao roa volana i Soanirina, ary tratry ny aretina fivontosana be eo anelanelan’ny orona roa, noho ny taolana tsy mikaona ara-dalana eo amin’izany faritra izany. Tsy vita tany amin’ny toerana niaviany ny niaviany ny fitsaboana ka voatery nampakarin’ny mpitsabo ho aty an-drenivohitra izy sy ny ray aman-dreniny. Efa nisy ny nanampy tamin’ny fanaovana scanner. [...]

Vanessa sy ny maso tsy mitoviny

Zazavavy menavava vao 10 volana i Vanessa. Zaza special no filazan’ny ao an-tampon-tananan’i Manjakandriana azy noho ireo masony roa tsy mtovy loko; mainty ny havanana ary manga kosa ny havia. Tsy dia nahataitra ny reniny loatra izany. Milaza ny mpitsabo iray fa tokony hanatona mpitsabo manokana momba ny maso ihany ny zaza tahaka an’i Vanessa,. [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers