Tao amin’ny Facebook: Crédo du Client insatisfait…

Eo ampiandrasana ny tohin’ny tantara “Ssd-Dago sy Moov”, dia nisy ity lahatsoratra ity nivoaka tao amin’ny pejy iray fametrahana fitarainana ao amin’ny Facebook. Tazonintsika amin’ny fomba namoahan’ny mpanoratra azy ny lahatsoratra par LES INSATISFAITS DES PROVIDERS INTERNET, jeudi 26 mai 2011, 07:06 Vendredi matin, à huit heures, nous connaitrons l’issue du désormais fameux différend qui [...]

Anosy 18 May 2011

Ezahana ny hampiditra miandalana ireo sombin-tsary avy amin’ny rodobe nifanatrehan’ny mpitandro filaminana sy ny olon-tsotra androany teny Anosy, nandritra ilay hetsika rodobe notarihan-dry LALATIANA RAVOLOLOMANANA sy ny namany. Miankina betsaka amin’ny ‘debit’ omen’tolotra aterineto ny fiakarany (ho malaky ve? – asa re! ). Fa ny lahatsoratra aloha tonga dia efa avoaka mialoha. Tsy asiana resaka [...]

TEDx Antananarivo / CCI-Ivato. Hoy i Mialy Rajoelina

Mialy Rajoelina izao no mandray fitenenana izao milaza ny hafaliany mandray anjara amin’ty kaonferansa lehibe ity sy ny mahazava-dehibe ny ady atao amin’ny homamiadana Tsy manakana anao tsy ho tia na ho tiana ny homamiadana hoy izy ary azo resena sy azo atao tsara ny miaina miaraka aminy Ilaina ny miresaka azy, fa tsy tokony [...]

TELMA sy ny M-VOLA

Raha resaka aterineto tsy mandeha amin’ny laoniny no nampalaza ny DTS/Moov izay ao amin’ny TELMA ihany teo aloha kely teo (raharaha mbola mitohy), dia mipongatra koa izao ny olana momba ny M-VOLA. Be ireo manao tolotra fandoavam-bola amin’ny alalan’ny finday eto amintsika, isan’ireny  ny Orange, ny Airtel, fa izay anton-dresak’i DotMg ao anatin’ny lahatsorany “Raha [...]

Connexion Moov

Mba ho fampahafantarana ny rehetra fotsiny fa tsy i SSD-Dago irery akory no tsy faly sy voadona noho ny zava-nitranga tamin’ny tsy fahalavorarian’ny connexion Moov, fa ireto manaraka ireto koa, izay tsy taiza no nakàna azy fa tao amin’ny Forum Moov mihitsy, noho ny zava-nidona tamin’ny Alahady 01 May 2011. MArihako fa ny 08 May [...]

TAPAKILA TEDx Antananarivo – CCI IVATO

Vaovao farany: Nilaza ny Mpikarakara fa ho maimaim-poana indray ny fidirana eny amin’ny CCI Ivato amin’ny andron’ny Sabotsy 14 Mai 2011. Toy izao ny hafatra : Entrée Gratuite au CCI pour le TEDx Antananarivo !!! ceux qui ont déjà acheté leur ticket à 10 000 Ariary seront remboursés. Places limités et venez nombreux, d’autres surprises [...]

TEDx Antananarivo – CCI Ivato

Afaka andro vitsy Dans quelques jours In a few days TEDx Antananarivo avec Orange Madagascar – Fondation Akbaraly et plein d’autres invités de marque

MOOV DE M… à vous de choisir

Et oui, après le tollé général causé par les coupures injustifiées, les manques de transparences, etc… de la part de ce FAI, je vous livre ici des liens puisés un peu partout sur l’ “affaire Moov vs SSD-Dago” SSD-Dago n’est autre qu’un blogger parmi tant d’autres. Membre à part entière de la communauté Blogosphere Malgache. [...]

Trafic d’enfants / varotra zaza ao Antsohihy

resumé en français: les Fokonolona d’Antsohihy tirent la sonnette d’alarme sur le trafic d’enfants effectué par un haut fonctionnaire dans cette région.  Dans cette sale besogne, le monsieur se fait aider par son épouse et une autre femme, selon les dires des Fokonolona. Ces vahoaka demandent aux journalistes de la RADIO ANTSIVA et de L’EXPRESS [...]

DTS MOOV manenjika Blaogera

Ity lahatsoratra faran’izay fohy ity dia fanehoana firaisankina amin’ny namana iray mpitoraka bilaogy (blaogera) rohizan’ny DTS MOOV amin’ny raharaham-pitsarana. Fototr’olana: Raha nahatsiaro isika rehetra mpampiasa ny tolotr’io orinasa iray io dia RATSY BE ny tolotra tany amin’ny herinandro faharoa tamin’ny volana Martsa tany. Naharitra fotoana ela tokoa izany. Isan’izay nikamenona sy tsy nitsahatra niantso ny [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers