Fivarotan-tanindrazana vaovao indray

Anisan’ny nanenjehana mafy ny filoha teo aloha sy antony nionganany, ankoatra ny maro hafa, ny hoe nanomezany tany midadasika ny Daewoo hotrandrahana. Ankehitriny anefa – isaorana ny teknolojia vaovaon’ny serasera – fa dia misy ny lahatsoratra mampivarahontsana, no sady tsorina fa dia manirikiry, mivoaka aty anaty aterineto aty. Endrika fivarotana tanindrazana amin’ny endriny vaovao indray. [...]

TEDx Antananarivo – CCI Ivato: mandeha ny andro

Mandeha tokoa ny andro fa dia efa ho tapitra ity ny volana Aprily, ary ora sisa no isaina dia volana May indray isika. Volana May ifamotonan-tsika koa amin’ny hetsika TEDx Antananarivo 2011 miaraka amin’ny Orange sy ny Fondation Akbaraly eny amin’ny CCI Ivato amin’ny 14 May manomboka amin’ny 9 ora maraina. Hiresahana manokana momba ny [...]

Appel / Antso Diaspora Malagasy

1) La diaspora malgache dispose-t-elle du droit de vote malagasy ? Si non c’est le premier combat a mener d’urgence ! Le ven. 22 avr 2011 20:13 CEST, Rary a écrit : CONSCIENCE AFRICAINE CONTRE LA FRANCAFRIQUE L’Afrique est toujours sous le joug de la France. Nicolas Sarkozy, un immigré, a déclaré la guerre à l’Afrique. [...]

Mpangataka niteny anglisy – gaga aho

Zoma maraina ny andro. Niala ny trano toy ny olon-drehetra namonjy lahasa. Saingy rehefa tonga teo amin’ny fisasahan’ny maraina, ilay efa fiomanana hiala hamonjy sakafo iny indray, dia mba nandeha nitsidika ny Tsenam-boky nokarakarain’ny  FMBM / Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy ny tena. Teo an-tampon’ny tohotohobaton’Antaninarenina teo no toera-nofinidy hanaovana ny tsenam-boky, toy ny andiany teo [...]

TEDx Antananarivo / CCI Ivato 14 Mai 2011

Tapa-bolana mahery andro vitsy monja sisa dia higadona ny 14 Mai 2011. Andro nofinidin’ny TEDx Antananarivo hampanakoako ho ren-tany ho ren-danitra ny feo mitondra ireo hevitra afaka hampandroso ny mpiara-belona. Hevitra tsy avy aiza fa avy teny anivon’ny fiaraha-monina ihany, saingy tsy dia re loatra ve, sa nodiana tsy norenesina? Raha izany, fotoana iray io [...]

Lettre Ouverte en Défense du Droit de Publier de WikiLeaks

Ity lahatsoratra ity dia nalaina tao amin’ny wikileaksopenletter ary apetraka araka izay nivoahany etoana. Azonao atao ny mitsidika io rohy io ka manao sonia ny fanangonan-tsonia, na raha tsy te-hiditra lalina amin’izany, dia mba mijery fotsiny ny voasoratra ao anatiny. Tsy maninona mihitsy. Resaka sivana sy fanampenam-bava ary fahalalaham-pitenenana sy zo hahalala ny marina no [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers