Governemanta Vaovao / Nouveau Gouvernement

MINISTRES D’ETAT Ministre d’Etat chargé de l’economie et de l’Industrie: Pierrot Rajaonarivelo Ministre d’Etat Chargé des relations avec les Institutions: Yves Aimé Rakotoarison MINISTRES Ministre des Sports: Ndremanjary Jean André Culture & Patrimoine: Mme Lisa Razafitombo Alibena Enseignement Supérieur & Recherche Scientifique: Rabesa Zafera Antoine Affaires Etrangères: Mme Yvette Sylla Sécurité Intérieure: Ranaivoson Dieudonné Garde [...]

Behoririka: Fanendahana niafara tamina fakàna takalon’aina

Fanamarihana napetraka ny 25 Martsa 2011: Ity lahatsoratra ity dia nosoratana, minitra vitsy, na ndeha atao hoe ora iray monja taorian’ilay tranga.  Ahitana taratra ny fahasamihafan’ny fanangonam-baovao eo anivon’ny antsoina hoe Citizen Media sy ny Mainstream ihany koa izy ity. Nahoana ? Satria raha nijery ireo lohatenin-gazety nivoaka ny ampitson’iny aho dia zendana nahita fa [...]

Garde à vue de Mamy RAKOTOARIVELO

Rehefa mety ho fihazonana olona, na garde à vue io, na fampidirana violon, na fampidirana am-ponja vonjimaika, dia saika mitovitovy foana no ilazan’ny Malagasy azy = Fisamborana, na Fitazonana…. Tsy hidirantsika betsaka ny mety haha-samy hafa an’ireo karazan-teny entina milaza an’izany, fa izay fomba natao tamin’ny nakàna olona iray ho entina eo anatrehan’ny manampahefana kosa [...]

Apokalipsy / Tsy manara-dalàna, namoa-doza

Saiky faty olona maro no nitranga teo Ambohijatovo androany tolakandro. Fiara iray an’ny vondrom-bavaka APOKALIPSY tarihan’ny Pasitera Mailhol no tompon’antoka voalohany tamin’izany. Rehefa nofotorana moa ingahy mpamily dia nilaza fa tsy niasa intsony ny tsindrihisatry ny fiara (frein) nentiny. Rehefa nitranga ny patsa iray tsy omby vava ka nangatahana taminy ny antontan-taratasy dia tsy hay [...]

Polisy mamo am-perinasa

Avy any Ambodihady Ambohimanarina ny tena izao maraina izao. Tsy nifankahitàna ny fitohanan’ny fifamoivoizana manerana an’Antananarivo Renivohitra. Satria moa kodiaran-droa no entina, dia afaka mitsofotsofoka etsy sy eroa, ary avy amin’ireny fitsofotsofohana ireny no nahitàna fa rehefa misy fitohanana, dia tsy maintsy tafiditra ao anatin’izany ireo fiara mpitatitra iraisana (taxibe). Rehefa tonga teny ambonin’ny tetezan’i [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers