Resadresaka nifanaovako mivantana tamina namana iray monina sy mipetraka any an-toerana (Liban – Libanona) efa ho 14 taona izao ampitaiko aminao manaraka izao. Tsotra ny tiana hahatongavana: Be izay ranomainty lanin’ny gazety an-tsoratra izay, tataka ny vavan’ireo mpilaza vaovao nanambara ny zava-misy iainan’ny ankamaroan’ireo Malagasy nisafidy handao tanindrazana noho ny fitadiavana. Misy ny fomba [...]
Filed under: anao ny fitenenana, fiaraha-monina, fifandraisana iraisam-pirenena, politika, tantaram-pirenena, tapatapany, tontolon'ny asa | Tagué: Liban, Libanona, Madagascar | 4 Commentaires »

