Antananarivo Miblaogy 7 – HdO Le Bus Antanimena

Sahala ny efa fanaon’ireo mpitoraka bilaogy (bloggers) hatrizay, dia tonga teo amin’ny andiany faha-7 ny Antananarivo Mibilaogy. Zavatra izan’ny nampiavaka an’ity omaly ity ny namoahana voalohany ny tenifototra (hashtag) ho famantarana ny hetsika: #antambl . Ny Antananarivo Mibilaogy izay fotoana iray hihaonana mivantana ho an’ireo rehetra mpikamentsona any anaty tontolon’ny serasera any. Mitovy amin’ireno antsoin’ny [...]

Voaray ny taratasy nalefan’i Lt Cl Charles Andrianasoavina

Misy ny dika fenon’ilay ambara ho taratasy nalefan’i Lt Cl Charles Andrianasoavina eto amin’ny Gazety_Adaladala amin’izao fotoana. Efa nisy ny sombiny navoakan’ny gazety an-tsoratra mpiseho isan’andro manerana an’i Madagasikara omaly. Noho izy io miaty anaran’olona maro dia maro anefa, dia miala tsiny indrindra raha tsy mbola afaka ny hamoaka azy manontolo ny eto amin’ny Gazety_Adaladala [...]

Fanambaran’ny GTT International 01

Fanambaran’ny GTT International 01 Taorian’ny famoahana ny fakàna am-bava an’i Emile Ratefinanahary tao amin’ny Gazety Tia Tanindrazana (10.01.2011) izay nilaza fa manohana ny antoko mihilana TIM-Raharinaivo ny mpitolona GTT, dia mitsipika mafy izany filazàna izany ny biraon’ny GTT International 01 (mizaka ny faritra Ile-de-France) ary manamafy fa : – ny GTT International 01 dia tsy [...]

Areti-mifindra ilay fandoroana tena

Nandoro tena ny tovolahy Toniziana iray . Vokany, nikorontana ny firenena iray manontolo, ary dia nirodna ny fitondran’i Ben Ali Efa nisy ny nanahy fa hanao randra-mitarika ity raharaha Toniziana ity, ary dia nanontany mihitsy hoe : “Iza ny manaraka?” Ary dia nisy indray tokoa izao ny nandoro tena teo anoloan’ny Antenimiera tany Ejipta, efa [...]

Ben Ali sy Tonizia (Tunisie)

Raharaha isan’ny nafana sy narahana be tato anatin’ny efa ho 5 herinandro izao ny tao Tonizia sy ny ho fiafarany: tonga tokoa ny farany ka dia nandositra nanao sesitany ny tenany ny filoha Ben Ali ary lasa nialokaloka any Arabia Saodita. Resaka talantalana fivarotan-boankazo syu anana nalain’ny mpitandro filaminana, ka nitarika tamina famonoantenan’ilay tovolahy 26 [...]

Extradition de Ravalomanana

Et oui, l’Afrique du Sud a décidé d’en finir avec cette épisode “HAT vs Ravalomanana”  en invitant ce dernier à quitter son territoire. Mais les questions qui se posent sont: Pourquoi avoir attendu? Est-ce le ‘plan B’  de la communauté internationale, comme quoi, si les autres tentatives d’hier ont tous échoué, celle-là pourrait être la [...]

Ho an’i (enylesyagmail.com)

Tsy dia fanao loatra teto amin’ity bilaogy ity ny mandefa hafatra manokana ho ana mpitondra fanehoan-kevitra iray voafaritra, saingy amin’ity indray mitoraka ity dia hiala kely amin’ny mahazatra isika ka hitondra taratasy misokatra. Misaotra anao mitondra fanamarihana tao amin’ny resaka FPVM navoaka teto. Indro apetrako etsy ambany ny ampahany amin’izany. Ny mpanoratra dia i enylesya [...]

FPVM sy ny taorian’ilay video

Araka ny efa fantatry ny maro, andro vitsyu taorian’ny Noely, dia navaivay tokoa ho an’ny mpino FPVM iny herinadro farany tamin’ny taona 2010 iny. Tamin’ity Alahady voalohany aminìny taona 2011 ity, say voalohany taorian’ireny resabe tanaty gazety nahazo azy ireny, dia namonjy ny fotoam-pivavahana tao amin’io fiangonana io aho. Tamin’ny 8 ora maraina teo ny [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers