Filankevitra / Ra- Fi-phie

Tapaka ny tsinay teo ampamakiana an’ity tononkalo ity. Inoako fa tsy hampaninona ny tompony ny hamoahana azy etoana satria efa miparitaka rahateo amin’ny aterineto izy ity. Mifono hevi-dalina na dia anaty hanihany aza no fomba nanoratana azy. Ra- Fi-phie FILANKEVITRA Malala a! Aza mody mihitsy anio , fa mazotoa ianao mivory. Omeo toky, ampifalio; ary [...]

WUHAN UNIVERSITY 6th LUOJIA AUTUMN INTERNATIONAL CULTURAL FESTIVAL

  “WUHAN UNIVERSITY 6TH LUOJIA AUTUMN INTERNATIONAL CULTURAL FESTIVAL” Teny faneva: “Diversity & Harmony; Interaction and Integration” Fotoana nanaovana azy: ny 20 sy 21 Novambra 2010 Toerana nanaovana azy: Wuhan University, Wuhan; Hubei Province, Chine Io “festival culturel” io dia efa fandraisan’ny Mpianatra Malagasy any Wuhan anjara nanomboka tamin’ny taona 2005 niforonan’ny fankalazana, ka ny [...]

Barcamp initiative 2010

Barcamp iniative 2010 tao amin’ny H2O Le Bus Antanimena, ny harivan’ny 27 Desambra 2010 teo Izay efa mpamonjy Barcamp hatramin’izay dia hahatsiaro avy hatrany an’io sary famantarana io. Teny nifanomezana ny hifanoloran-tànana mba hamerenana indray azy ity eo anivon’ny fifandraisana sy fifanakalozana ivelan’ny virtoaly, ho an’izay rehetra afaka miala kely an’izay sehatra izay. Tampotampoka ihany [...]

Video mandrirotra ny FPVM Antaninanandrano

Misy video mandehandeha ao amin’ny vohikala ao amin’izao fotoana izao ( tsidiho eto) . Voaresaka ao ny lafiny hoe maha-video saiky mamoa-fady azy. Mikasika ny fomba fanalàna devoly moa ilay izy. Voaresaka ao ihany koa ny FAT mikasika ny fanalàna devoly tany amin’ny Ministera sy Lapa isan-tsokajiny tany (Mahazoarivo, Ambohitsorohitra…). Fifampizaràna vaovao no atao eto, [...]

Et Madagascar entre dans la danse…ou plutot l’ère de la CENSURE

Tous les liens vont vers Global Voices Et bien, comme beaucoup le savent déjà, la Chine occupe la première place quand on parle de ‘internet censuré‘. Et voilà que ce ‘modèle chinois’ pointe son nez à Madagascar. Pire encore, la décision vient d’en haut. Psssst! en Conseil des ministres. Est-ce le début des ‘teritery‘ et [...]

Tohano ireo feo maro ao amin’ny Global Voices – Manomeza fanampiana izao!

An’ny Global Voices Online ny lohateny nampiasaina ary niniana natao ny tsy nanova azy amin’ny maha-mpiara-miasa ny GVO sy ny Gazety_Adaladala. Feno 6 taonba ankehitriny ny GVO. Sehatra lehibe midadasika mampiasa ny teknpolojia vaovao sy ny fampitam-baovaon’olon-tsotra ho fanelezana ny feon’ireo atao anjorom-bala sy tsy mba misy mpihaino. Mitolona ho amin’ny fahalalahan’ny fahazoam-baovao ho an’ny [...]

Andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny VIH/SIDA

Sary tamina fanentanana hiady amin’ny SIDA entina hanaingoana ny resaka hataontsika Andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny VIH/SIDA tokoa kay moa ny androany. Ary tsy hay ny tsy hiresaka azy ity. Resa-betaveta anefa raha ny toe-tsaina Malagasy no itondràna azy, saingy amin’ny maha-zava-doza mety hanimba ny taranaka fara sy dimby azy, dia hiala kely amin’ny resaka fadifady [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers