Fikorontanana faharoa amin’ity taon-tsikilaonina 2010-2011 ity ary manaraka zotra mianatsimo aloha hatreto. Atsimo-atsimo andrefana no lalany ary any amin’ny manodidina an’i La Réunion any ka 11 km/ora no hafainganam-pandehany
Na dia mbola lavitra aza no misy azy dia tsy afa-bela amin’ny tokony ho fiomanana ny amin’izay mety ho fiaviany isika eto Madagasikara.
Raha tonga ny fetra hanomezana anarana azy dia ny Nosy Maorisy no hanome izany, ka ho ABELE no anaran’izany rivodoza izany.
Classé dans: tapatapany, toetr'andro, tontolo iainana | Tagué: andro ratsy, rivcdoza | Poster un commentaire »


