Andro ratsy misodisody

Fikorontanana faharoa amin’ity taon-tsikilaonina  2010-2011 ity ary manaraka zotra mianatsimo aloha hatreto. Atsimo-atsimo andrefana no lalany ary any amin’ny manodidina an’i La Réunion any ka 11 km/ora no hafainganam-pandehany Na dia mbola lavitra aza no misy azy dia tsy afa-bela amin’ny tokony ho fiomanana ny amin’izay mety ho fiaviany isika eto Madagasikara. Raha tonga ny [...]

#TEDxTana 2010: Fisaorana

Ny eto amin’ny °Gazety_Adaladala dia maneho fisaorana feno ireo rehetra nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka iny hetsika #TEDxTana 2010 natao tao amin’ny MDLC (Madagascar Development Learning Center) iny. Tsy adino amin’izany isika mpanotrona na teratany na vahiny. Sedra voalohany ho anay mpitoraka bilaogy nanopme aina mivantana ny hetsika iny, ary tsorina fa dia nanao izay [...]

#TEDxTana 2010: Famelabelaran’i Beinvenu RAJAONSON – Banky Iraisampirenena

Iza moa i Bienvenu Rajaonson ? Mpandray anjara fitenenana amin’ny #TEDxTana 2010 izy, izay atao eto amin’ny MDLC Anosy, Antananarivo, Madagasicara Tomponandraikitra misahana ny resaka tontolo iainana ao amin’ny iraka maharitry ny Banky iraisampirenena eto Madagasikara. Efa tomponandraikitry ny fandaharanasam-pirenena momba ny fambolena hazo Tale mpanatanteraky ny Conservation International Mpiandraikitra tetikasa ao amin’ny Banky Iraisampirenena [...]

#TEDxTana 2010: Famelabelaran’i Mandrantoso Ndrianiaina – JOJOPIL Innovations

Mandrantosoa Ndrianiana, mpamorona ny JOJOPIL, orinasa manao tolotra mifandraika amin’ny resaka ingenierie informatique jojopil! Innovations dia nitsangana tamin’ny Desambra 2007 ary manome vahana manokana ny orinasa Malagasy te ho hita bebe kokoa eo anivon’ny aterineto, amin’ny maha-orinasa Malagasy azy rahateo. Inona avy ohatra no applications fantatsika ka ampiasaina betsaka eto amin’ny aterineto: ireto no be [...]

#TEDxTana 2010: Fandraisana anjaran’i Jean Emilien

Mombamomba an’i Jean Emilien Rakotonandrasana (nalaza tamin’ilay hirany hoe  ‘Maintso malama’) Teraka tamin’ny  03 septambra 1963 tao Ambalavao Tsienimparihy – Fianarantsoa ary taranaka mpiangaly zavakanto niara-nalevina tamin’ny jejy voatavony (ny raibeny). Nandritra ny fety an-tsekoly sy lanonam-pianakaviana nandraisany anjara no nahamarihan’ny olona azy voalohany sy nanohanana azy tamin’ny lafiny hira. Kabaosy (gitara nentindrazana Malagasy) no [...]

#TEDxTana 2010: Famelabelaran’i Anja Besson – Designer

Iza moa i Anja Besson Rasolondraibe Isan’ny mpandray anjara fitenenana mandritra ny #TEDxTana 2010 Anja Besson Rasolondraibe   Metisy franco-Malagasy. 28 taona amin’ity 2010 ity, graphiste free-lance miasa miaraka amin’ireo  fikambanana ara-kolotsaina samihafa rehefa avy nianatra  momba ny zavakanto, ary nahazo diplaoma avy amin’ny  NABA School of art ao Milan, Italie. Ny rainy no nampianatra [...]

#TEDxTana 2010: Famelabelaran’i Alice plane – Ashoka

Iza moa i  Alice Plane? Alice Plane dia manampahaizana amin’ny Siansa politika sy ny varotra, nianatra momba ny Fifandraisana Iraisam-pirenena sy ny Fitantanan-draharaham-bahoaka, mpianatra fahiny tao amin’ny ESSEC, teraka tao Lille, Frantsa tamin’ny 1984. Nipetraka tany Angletera ary nivezivezy matetika tany amin’ny Firasana Sovietika teo aloha. Fampianaran-kariva no nianarany ny teny Rosiana. Miasa ho an’ny [...]

#TEDxTana 2010: Famelabelaran’i Miora Rajaonary – Papmad

Avy amin’ny PAPMAD izay hany orinasa tokana aty amin’ny ranomasimbe Indiana manao taratasy Mampivady ny resaka fiarovana ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra ny orinasa PAPMAD Miezaka ny tsy hampiasa ny hazo tapahana araka izay azony atao ny PAPMAD fa miara-miasa kosa amina orinasa efa ho 50 any ho any mba hanangonana ireo taratasy [...]

#TEDxTana 2010: Famelabelaran’i Malika – WWF

Ny sary sasany ato amin’ity lahatsoratra ity dia notsoahana avy amin’ny famelabelarana nataon’ny solontenan’ny WWF nandritry ny #TEDxTana 2010 – MDLC Anosy Tokony ho i Tiana Ramahaleo : mpandrindra ny fandaharanasa fikajiana siantifika sy ny karazana ao amin’ny  WWF – Madagascar no namelabelatra teto, nefa noho itsy voalohany voatazona noho ny asa any Toliary, dia [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers