Rivodoza / Cyclone ABELE

mNa dia tsy dia atahorana loatra ho an’ny faritra misy antsika, Madagasikara,  aza ity fiandohana rivodoza voalohany aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Ocean indien ity, dia tsara ihany ny mba mahalala azy. Tsy atahorana satria tsy mbola ampy ny fepetra rehetra mety hahafahany mivoatra ho tonga amin’ny maha rivodoza, noho ny maripànan’ny rano mbola tsy [...]

ny ONG DEFI sy Madagasikara

Fanamarihana ety am-piandohana: Lahatsoratra mbola mety itondràna famenom-panazavàna mian-dalana izy ity, nefa tsy misakana antsika tsy hizara ny efa voaketrika akory izany Teny filamatra hita amin’ny takelaka voalohany amin’ny fampahafantarana ny ONG DEFI ny hoe “La formation au coeur du développement”, saingy izay tena nampiavaka azy sy mvesatra indrindra amin’ny hafatra ampitainy dia ny hoe [...]

Savorovoro androany 18 oktobra 2010

Nialoha, nandritra ary taorian’ny fotoam-pitsarana natao teny Anosy androany dia niazo an’Ambohijatovo sy Analakely ary Behoririka ireo andian’olona notarihan’i Fetison Andrianirina, izay tsy nanatrika ny fotoam-pitsarana azy androany. 48 izy ireo no tokony hiatrika fitsarana tamin’ity anio ity. Ho avy indray koa i Chissano ato ho ato. Fifanandrifian-javatra ve? Fiara iray no nitondra niaraka an’i [...]

Vatsim-pianarana / Bourse d’études PBack Madagascar

Sao mety hahasoa anareo vao avy nahazo ny diplaoma Bacc farany teo sy ireo izay efa zokiny teo aloha ity. Nihaino ny fandaharana FIVOY (16 Oktobra 2010) tao amin’ny RNM androany maraina aho ka nandre fa misy an’izany ONG P-Back Madagascar izany afaka manome vatsim-pianarana ho anareo. Tsy ijerena sarangam-piainana io. Na avy amin’ny fianakaviana [...]

Sabotsy moana, tsy misy mozika

Taorian’ny fanapahana nataon’ny manampahefana ny tsy maintsy hametahana hollogramme amin’ny asa vokarin’ireo mpanakanto, raha tsy izany dia horaofina daholo ireo vokatra ‘original’ tsy misy azy io eny an-tsena, dia nanapa-kevitra izy ireo fa tsy azo alefa amin’ny onjam-peo ny sangan’asan-dry zareo ny Sabotsy 16 Oktobra 2010. Rehefa jerena tokoa dia toa sadasada manan-tsoratra ihany ilay [...]

#BAD10 – Blog Action Day 2010

(This text is for this year’s Blog Action Day focussing on Water issues)   In every part of the world, everyone encounters the water issues. There are not just millions, but billions of people worldwide who lack access to drinking water, clean and potable water. The world is now facing a big problem with the [...]

PROJET DE CONSTITUTION DE LA QUATRIEME REPUBLIQUE

Ialàna tsiny mialoha fa tsy nadikan’ny Gazety_Adaladala amin’ny teny Malagasy ity volavolan-dalàmpanorenana ity fa avoaka amin’ny endriny naharaisany azy. Miandàlana ny fanomezana endrika ny lahatsoratra. Izany dia noho ny halavany, izay inoana fa tsy ho sakana tsy hamakiana sy hanadihadiantsika azy. Eto dia famoahana fotsiny no atao fa tsy misy idiran’izay fampielezan-kevitra ho izatsy na [...]

13 Oktobra 1996 – 13 Oktobra 2010

Fa inona indray àry ity lazain’ny lohateny angamba hoy ianao? 14 taona, raha ny elanelan’ireo datin’andro roa ireo no jerena. Ka ny inona e? Tamin’ny 13 Oktobra 1996 no nanakoako voalohany tamin’ny onjam-peo ny fandaharana NY MARINA ao amin’ny RADIO ANTSIVA -  97.6 FM. Nisy ny fotoan nankalazana ny tsingerintaona toy iany tamin’ny taona 2002 [...]

Tsy aritra- Efa voazara

Tsy aritro ny tsy hampita ity tononkalo nalefa niparitaka tamin’ny yahoo_group ity. Misy dia misy tokoa ny azon’ny tsirairay saintsainina ao anatiny koa ‘Atsipy ny tady ho any an-tandroky ny omby, atsipy ny teny ho ao am-pon’ny mahalala’ Tsy nasian’ny Gazety_Adaladala fanitsiana ny diso tsipelina fa dia navoaka araka izay nanoratan’ny mpanoratra azy mihitsy izy [...]

Madagasikara-Mali-AQIM (AQMI)

Vao maraina io dia nitetitety tranonkala aho ka nahita lahatsoratra iray miresaka momba an’i Madagasikara tao amin’ny Global Voices Online tamin’ny teny anglisy.  Miresaka momba ny fakàna takalonaina sy ny fandoavana tamby ara-bola ho famotsorana azy ireny ilay lahatsoratra. Ao anatiny ao dia ahitàna ihany koa ny hoe ireny fandoavana tamby ireny no vao mainka [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers