Fanangonan-tsonia ho fanavotana aina

Hoy ny dradradradra sy tolokon-jaza manao hoe Fasride sy Sajjad Mohammadi e Ashtiani no anaranay,zanak’i Sakineh Mohammadi Ashtiani. Hatrany amin’ny fahazazanay dia hirifiry no nentinay satria fantatray fa nofonjana i Neny mandram-piandry ny zava-doza hihatra aminy (ny fitoraham-bato azy). Teny izay mampivarahontsana anay ary tsy tianay akory na ny hanonona azy aza …mety ho faty [...]

10 Aogositra 1991/07 Febroary 2009

Tsy dia naresaka loatra sy tsy dia tsaroan’ny maro tamin’ny Malagasy ny tantaran’ny 10 Aogositra 1991. Eny fa na izaho izay manoratra aza dia isan’izay tsy dia nahatsiaro loatra azy io. Asa na noho ny hazakazaka amin’ny fiainana, na izy saro-javona noho ny raharaha politika misy ankehitriny. Fa miresaka ny ankehitriny ihany isika, maro no [...]

GMAIL: mitandrema zalahy!

Manana mpnome tolotra aterineto maromaro isika eto Madagasikara amin’izao fotoana. Tombony tokoa ary isan’ny fanoitra tokony hitondra ho amin’ny fivoarana izany. Na ho an’ny isam-batan’olona, na ho an’ny fiarahamonina amin’ny ankapobeny mihitsy. Toy ny zavatra rehetra dia misy ny lafiny tsara ary misy ny lafiny ratsy amin’ny fampiasana ireny zavatra sy tolotra entin’ny fivoarana ara-teknolojia [...]

Fiara KARENJY

Tena tsy namitaka ahy ny fijeriko fa hay tena KARENJY tokoa ilay fiara tsinjoko namakivaky indray andro izay ny araben’Antananarivo. Fiara ‘Vita Gasy’ ny KARENJY. Saingy noho ny fanamaivanana loatra ny vita avy eto an-toerana dia tsy nahita ny anjara-masoandrony teo amin’ny sehatry ny varotra anatiny ny orinasa nanamboatra azy. Toa henatra ho an’ny olona [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers