Azo lazaina ho efa vitavita daholo ihany ireo fanadinam-panjakana rehetra. Ny mpiadina hanao Bakalaorea sisa angamba no mila miandry kely. Ny hafa kosa efa afaka miatrika ny fotoam-pialàn-tsasatra amin’izay. Momba ity fotoam-pialan-tsasatra ity dia maro ny toerana azo isafidianana: Vatomandry, Foulpointe, Antsirabe, Toamasina, Mahajanga, Toliary (Tulear). Na dia nisondroa aza ny saran-dalana fotoana vitsy lasa [...]
Filed under: fiaraha-monina, tapatapany | Tagué: Antsirabe, fialan-tsasatra, Foulpointe, Mahajanga, Toamasina, Toliary (Tulear), Vakinankaratra, Vatomandry | Laisser un Commentaire »

