Efa fotoana ela no niarahako tamin’ny tolotra MOOV First (alina sy faran’ny herinandro tany am-boalohany – Soirée Week-end). Ary noho izay faharetana sy fahitan-dry zareo fa hoe isan’ny mpanjifa nahafa-po azy izay ny tena, dia nomeny tolotra vaovao mampiasa ADSL tsy misy fetra (ADSL Illimité 24h/24h 7j/7j). Fampitahana ireo karazana tolotra CDMA no nampiasaiko tany [...]
Filed under: anao ny fitenenana, aterineto, haitao, tapatapany | Tagué: ADSL, DTS, Madagasikara, Moov, TELMA | 1 commentaire »

