NY MARINA NO HAHA OLONA AFAKA ANAREO (Joany 8, 32) “Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo…” Izahay ato amin’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara, rehefa nivory talohan’ny fananganana ny Arsidiosezin’i Toamasina, dia nifampizara ny fiainam-pirenena ka mahatsiaro indrindra ny Taon-jobily lehibe dia ny faha-50 taonan’ny Fahaleovan-tenam-pirenana. Efa maro ny hafatra nampitainay Eveka Raimandreninareo mikasika [...]
Filed under: ady sy fifandirana, anao ny fitenenana, fiaraha-monina, fifandraisana iraisam-pirenena, politika, tantaram-pirenena, tapatapany | Tagué: 28 mey 2010, Antananarivo, eveka, fahaleovantena, Madagascar, mpaminany | Laisser un Commentaire »

