Milay be zalahy ny takelaka fandraisana ao amin’ny GlobalVoices a! Nasiam-panavaozana ny fandraisana kak tena sady misarika ny maso, no hitako ho mailamailaka kokoa noho ilay teo aloha. Raha hitsidika ny amin’ny Teny Malagasy ianao dia asio ‘mg.’ fotsiny eo alohan’ilay tranonkala amin’ny teny Anglisy, Dia izay! Manasa anao ary hitsidika ny tranonkalanay e! Aza [...]
Filed under: fiaraha-monina, haino amanjery, tapatapany | Tagué: Global Voices, GVO, Madagasikara, Malagasy, Santiago | Laisser un Commentaire »

