Raha vao miresaka fotoana fijinjana isika dia misaina vokatra avy hatrany. Inona avy no vokatra azo jinjaina? Ho an’ny raiamandreny manabe ankizy dia ny fahendrena sy ny fahaizana no vokatra andrandrainy. Ho an’ny ankizy mianatra dia ny laharana misoratra any anaty filazam-pahaizana, na ny fahafaham-panadinana. Ho an’ny mpiasa am-birao dia ny tambin-kasasarana noho ny asa [...]
Filed under: fiaraha-monina, tapatapany, toetr'andro, tontolon'ny asa | Tagué: Ambodimita, APIPA, Betsimitatatra, fijinjana, halatra, mpanihika, mpanintsana, mpively, tanimbary, vary | Laisser un Commentaire »

