Vaovao hitako tao amin’ny tranonkalan’ny Moov ity, ary somary nahalasa saina ahy ihany ny namaky azy. Asa izay hevitrao fa, amiko, dia efa nahitàna olana ny fidiran’ny mpitondra fivavahana amin’ny pataloha tery toy itony, nefa dia mbola mitranga indray izy izao. Sady izay indray anaty fotoana fitoriana no anaovana fanambarana politika. Sao dia diso kianja [...]
Filed under: anao ny fitenenana, fiaraha-monina, finoana, politika, tapatapany | Tagué: Ampenjiky, Antsahamanitra, Moov, mpitondra fivavahana, pastera, Radio Fahazavana, RNM, TVM | Laisser un Commentaire »

