Isak’izay misy fisoloan’ny mpitondra dia manaraka ho azy koa matetika ny fanoloana ny sary any anatin’ireny biraom-panjakana ireny. Matetika dia ireo mpomba ny filoha vao miditra eo amin’ny sehatra, (raha vaovao izy io) no manao an’izay fanovana izay. Fotoana mampiedinedina tokoa izay fotoana izay, ary somary ireharehan’ny sasany mihitsy aza rehefa vita ilay fanoloana ny [...]
Filed under: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué: andry, biraom-panjakana, Carlton, Fetison, sary | Laisser un Commentaire »

