Nisy fampisehoana mivelatra nokarakarain’ny Alter.native tao amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano (Gymnase Couvert Ankorondrano). Nifototra tamin’ny resaka momba ny Tontolo iainana izy io. Isan’ireo izay nandray anjara tamin’izany ny Atelier ZAVA MANENO. Saiky zava-maneno vita avy amin’ny Bamboo (ireny volotara be irony) no tena vokarin-dry zareo. Iray amin’ireo mpamorona ao amin’ity atelier ity i Michel. Izy no [...]
Filed under: tapatapany, Zavakanto | Tagué: Alter.native, ankorondrano, Michel, ZAVA MANENO | Laisser un Commentaire »

