Mba isan’izay nandefasana ilay rakipeo nataon’ny solontenan’i Congo, nihaika ireo firenena afrikana namany ao anatin’ny SADC sy ny mpikambana ao amin’ny Firenena Mikambana tsy hamela an’i Andry Rajoelina handray fitenenana aho. Taorian’iny dia nihaino ny fanehoan-kevitra maro samihafa avy amin’ny olon-drehetra teny ho eny, na izany teny an-dàlana, na tany anaty fampielezam-peo samihafa koa. Tsy [...]
Filed under: anao ny fitenenana, politika, tantaram-pirenena, tapatapany | 2 Commentaires »

