Maputo II:Mikatso ny dinika e!

E -Miala tsiny betsaka aminareo mpamaky fa raha tsy ny fanamarihana avy amin’i Zokibe Jentilisa momba ny tokony hananako Tweeter dia tsy hitako hoe tapaka ity lahatsoratra ity, koa indro averiko apetraka eto ny tohin’ila “E…” manirery rey ambony ery. E..fa ela, fony mbola teny amin’ny MAGRO tamin’ny fotoana farany nisian’ny famoriam-bahoaka teo an-toerana, talohan’ny [...]

Afo mijoalajoala teo Andravoahangy

Feon-javatra nipoapoaka no nanaitra ny manodidina lavitr’ilay toerana tao anatin’ny torimaso, ka tsy naharaisan’ity vaviantitra iray ny lambany fa dia nandondonany ny varavaran’efitro izao alina izao. Fa afo mena mivaivay kosa ho an’ireo teny akaikiny. Tazana hatrany Analamahitsy hoy ny hafa ny hazavana naterany, raha avy eny ambony tetezan’ny Behoririka kosa no nahatsinjovanay azy, tokony [...]

MAPUTO:Vita sonia

Indro fanehoan-kevitra iray noraisina avy tao amin’ny dinidiniky ny serasera atolotro ho an’ny maro. [serasera] Arahabaina Dimanche 9 Août 2009 9h48mn 54s De:”Randriamparany Thimotee” À:serasera@serasera.com, serasera@yahoogroupes.fr Akory aby Dia arahabaina izany fa vita ny sonia ny Maputo. Koa ny lalampanorenana vaovao maharitra, lalampifidianana vaovao, fifidianana maro hifanesy, ireo izany no maika sy ilana tanana maro; [...]

MAPUTO

Tsy hiverina aty Madagasikara RAVALOMANANA raha tsy milamina ny tany. Fanambarany izy tenany Ravalomanana, hono, io araka ny fanambarana voarakitr’i Liliane Andriambololona anaty horonam-peo ka halefa rehefa tonga aty Madagasikara izy. Marihana fa androany amin’ny 1 ora tolakandro no manomboka ny fanentanana ny olona hitsena ireo “delegasion HAT’ avy any Maputo. Tsy fantatra kosa rahoviana [...]

Dimy volana lasa izay no nandosiran-dRavalomanana Marc

Iray volana tokoa izay no nialan-dRAVALOMANANA Marc teo amin’ny fitondrana. Nialany hoy aho, raha ilay taratasin’i Pasteur RASENDRAHASINA Lala no atao teboka fiaingana. Nahatsiaro izany koa ny namana sasany any anaty tontolon’ny serasera any ka nanoratra toy izao manaraka izao mba ho valin-kafatra ho an’ireo mitonona fa miaro izay lazainy ho ‘ara-dalàna’ Niniako nosoloina XXXX [...]

Ho tombontsoan’iza anefa?

Tsy dia niresaka ny ara-politika loatra aho tato ho ato izay, ary tsy afaka nandrakotra an-tsary ny zava-niseho tetsy sy teroa ihany koa, indrindra fa izay nitranga androany, noho ny ara-pahasalamana. Reko ihany anefa na dia izany aza fa nisy fifanandrinan’ny mpitandro filaminana sy ny mpomba an-dRavalomanana teny akaikin’ny Jesosy Mamonjy Ankorondrano teny androany. Raha [...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 197 followers