Mirongatra indray ny herisetra eto Antananarivo raha ny vaovao tselatra navoakan’ny RNM vao henoko teo no itarafana azy. Nambara tamin’izany fa olona 20 mahery no nanafika ny RADIO VIVA Ambodivona. Nisy ny maty sy ny naratra. Tsy mbola ananako ny andinindininy fa vao avy any am-piangonana mihitsy aho no naheno ny vaovao. Ampitaina amintsika eto [...]
Filed under: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Laisser un Commentaire »

