Asa raha mbola hisy hilaza indray aorian’ity vaovao ampitaiko ity fa hoe mamafy lainga ny gazety_adaladala. Aza ny maha-adaladala ny gazety anefa no jerena fa ny ezaka ataony hampita ny vaovao ho anao. Tratra omaly alina tamin’nya valo ny ampahany tamin’ireo mpampihorohoro sy mpametraka zava-mipoaka eran’Antananarivo. Miisa valo izy ireo ary saiky avy amin’ny vondron’orinasa [...]
Filed under: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué: GASTRO PIZZA, MBS, Mpampihorohoro, Tiko | 5 Commentaires »

