Araka ny tatitra taorian’ny fanadihadiana nataon’ny ministera, dia : 1* 1/5 -n’ny tanora Malagasy eo anelanelan’ny 13 – 15 taona no efa mifoka sigara na mandrapaka paraky (avy amin’ny mpanoratra: Misy mihitsy aza no efa lasa lalina amin’ny resaka Rongony). Ary ny vehivavy no betsaka indrindra amin’ny mpifoka sigara eto Madagasikara. 2* 18 % amin’ireo [...]
Filed under: fiaraha-monina, tapatapany | Tagué: andro iraisam-pirenena haiadiana amin'ny sigara sy paraky, journéé mondiale contre le tabagisme, paraky, sigara | Laisser un Commentaire »

