Nalaza be androany, ary efa hatry ny alina fa hoe ‘Maty i Manandafy Rakotonirina’. Isan’ny nahitàna izany vaovao izany tao amin’ny tranonkalan’ny TOPMADA, araka ny sary hitanao eto ambany Nampiantso maika ny mpaka sary sy ny mpanao gazety izay tratra antso ny teny Ambohibao (CNME), izay manana ny biraony vonjimaika ao amin’ny Bianco, mba hanalàna [...]
Filed under: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué: Ambohibao, Bianco, CNME, Rakotonirina Manandafy | Laisser un Commentaire »

