Mpanao gazety sy mpaka sary maro isika ry zalahy no nandrakotra ny andron’ny 28 mars 2009 teo. Rehefa nidina ho eny amin’ny 13 mai ireo mpomba an-dRavalomanana avy eny Ambohijatovo ka tonga hatraty amin’ny tohotohobaton’Antaninarenina dia natosiky mpitandro filaminana avy aty amin’ny Hotel Le Glacier. Rehefa tonga teny amin’ny manandrify ny BNI Analakely anefa ireo [...]
Filed under: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué: 13 mai, Ambohijatovo, Analakely, Andry RAJOELINA, émeutes, fihoaram-pefy, pro-Ravalomanana, riots, RM1 | 16 Commentaires »

