Niverina hanelanelana indray Mgr Odon Razanakolona noho ny fiangavian’ny Firenena Mikambana. Nametraka fepetra anefa aloha izy amin’ny tokony hanajanonana ny fisamborana, fitifirana, fandranitana, ny tokony hamelana ny vahoaka ho afaka maneho hevitra an-kalalahana ihany koa, ary ny hijoroan’ireo ‘lehilahy lehibe’ ho tena tompon’andraikitra ka hitazona ny teny nomena…Midika ve izany rehetra izany fa raha tsy [...]
Filed under: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué: 13 mai, Andry RAJOELINA, Fianarantsoa, Firenena Mikambana, Marc Ravalomanana, Mgr, mouvement populaire, Odon Razanakolona | 1 commentaire »

