Posté sur décembre 26, 2008 par gazetyavylavitra
Adikako tsy asiana resaka (sans commentaire) ity hafatra ity. Isika rehetra kosa anefa dia angatahako indrindra mba hitondra izay heverintsika fa tokony hifanakalozana.
De: “andriarak”
Ajouter l’expéditeur dans les contacts
À: serasera@yahoogroupes.fr
ILS SONT EN TRAIN DE: ,DILLAPIDER LES RESSOURCE NATURELLES,STERILLISER LES TERRES FERTILLES,DETRUIRE LES PATRIMOINES SOCIALS,REDUIRE A NEANT LES VESTIGES DE NOS ANCETRES DATANT DE PLUSIEURS MILLENAIRES [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, politika, tantaram-pirenena, tapatapany | Tagué : culture, dilapider, famotehana, harem-pirenena, Malagasy, us et coutume | 1 commentaire »
Posté sur décembre 21, 2008 par gazetyavylavitra
Andry RAJOELINA A.R : […] Misy zavatra maha samihafa be eo amin’ireo zavatra anankiroa ireo. Ka ny tenanay ankehitriny dia… Aoka izay angamba. Aoka izay angamba fa aleo apetraka ny fitsipi-dalao vaovao, mba ahafahana manantanteraka tsara an-tsakany sy an-davany ny asa izay ho ataonay eto amin’ity tananan’Antananarivo ity. Misy zavatra ho ambarako moa rehefa avy [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué : Andry RAJOELINA, demokrasia, fahalalahana, interview Andry RAJOELINA, VIVA | 4 Commentaires »
Posté sur décembre 14, 2008 par gazetyavylavitra
Voarain’ny Fahitalavitra tsy miankina ny andron’ny 13 desambra 2008 teo ny taratasy mandrara azy ireo tsy handefa fandaharana intsony. Izany dia niseho taorian’ny nandefasan’ity ‘chaine privée’ ity ny hafatra avy tamin’ny filoha teo aloha (Amiral RATSIRAKA). Maro anefa ireo fampielezam-peo sy fahitalavitra no nandefa ireny hafatra ireny, saingy ity fahitalavitra izay an’i Andry RAJOELINA ity [...]
Archivé sous: Non classé | Tagué : Andry RAJOELINA, demokrasia, television VIVA | 17 Commentaires »
Posté sur décembre 11, 2008 par gazetyavylavitra
Zavatra tsikaritry ny rehetra tato ho ato fa isak’izay misy trano mijoalajoala an-dalam-panorenana dia matetika SINOA izao no ao ambadika ao. Mba tsy hilazana fa SINOA foana no mampanao azy ireny. Isan’ireny ny tranobe misahana famarotana fitaovana momba ny haitao informatika etsy Behoririka, tsy lavitry ny tetezana. Sendra nandalo teo ny tenako, tao anatin’ireny oram-be [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, tapatapany | Tagué : fahalalahana, fanjakazakana, fifamoivoizana, sinoa, tsindry | Laisser un commentaire »
Posté sur décembre 8, 2008 par gazetyavylavitra
Na dia tsy natrehi-maso aza ny fotoana nitrangan’ity loza iray ity (ny alin’ny Alahady 07-desambra-2008), dia hita amin’ny alalan’ireo singa rehetra nanodidina ny toerana nilatsahan’ny fiara fa tena nandeha mafy tokoa ity firan’ny Kaoperativa KOFIMANGA , laharana 0955 TAK ity. Noteteziny ao amin’ny fito metatra eo mantsy ny dongom-bato amin’ny ankavian-dalana vao natsipin’ny fototra tokony [...]
Archivé sous: tapatapany | Tagué : accident, lozam-pifamoivoizana | Laisser un commentaire »