Posté sur septembre 22, 2008 par gazetyavylavitra
Lasa i RADO, fa ny sisa izay tavela dia isika, izaho sy ianao, ilay napetrany ho solofo sy dimbin’ny peniny…
Archivé sous: fiaraha-monina, olo-manga, tantaram-pirenena, tapatapany | Tagué : ANDRIAMANANTENA Georges, fahafatesana, Georges ANDRIAMANANTENA, olo-manga, RADO, tononkalo | 6 Commentaires »
Posté sur septembre 17, 2008 par gazetyavylavitra
Nihorona ny hodi-dohako raha nahita hafatra iray tao amin’ny http://globalvoicesonline.org izay nosoratan’i I-fan Lin [amin'ny teny anglisy] miresaka momba ny ronono voapoizina nahafaty zaza (telo hatreto) tany Taiwan sy Shina.
Tsikaritry ny maro angamba fa feno entana nafàrana, izay efa fohy dia fohy sisa ny fetra ahafahana mampiasa azy, manerana ny moron-dàlana (Behoririka, Soarano, Analakely, Ambodifilao [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, tapatapany | Tagué : poizina, produits_laitiers, ronono | Laisser un commentaire »
Posté sur septembre 3, 2008 par gazetyavylavitra
Toy izao indray kosa no filazan’i L’Express de Madagascar ny momba iny tantara Henri Lecacheur iny.
Page 5 – L’Express de Madagascar du Mardi 2 Septembre 2008
Rubrique: EXPRESSION
Titre: LECACHEUR PERD ET GAGNE
La bêtise suprême. On n’arrête pas un vieil homme comme s’il était un dangereux terroriste, le représentant d’Al Qaida sur Lecacheur était sur le point [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué : 13_mai, demokrasia, fahalalahana, fanoherana | 1 commentaire »
Posté sur septembre 1, 2008 par gazetyavylavitra
Voasambotra i Henri Lecacheur. Fa izao manaraka izao no mahalasa kely ny saina.
Iray volana tany aloha tany dia efa nidina teo tsy nahazo alàlana izy, ary nitondra megaphone sy nahavory vahoaka, nefa tsy nisy fisamborana. Tato aoriana kelin’izay indray dia mbola nisy ny famerenana ary dia nentina nalaina am-bavany tany izy ary avy eo dia [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué : 13 mai, fahalalahana, Henri_Lecacheur, mpanohitra | 1 commentaire »