Voasambotra i Henri Lecacheur (place 13 Mai 1972)

Ny hany teny fohy voalazan’ingahy io (Henri Lecacheur) dia ny filazana atamin’ny vahoaka fa :
…ampy izay ny jadona…dia mangataka ny hevitrareo vahoaka aho, inono no hataontsika?…Vonona aho ny hanao sorona, eny fa hatramin’ny aiko raha ilaina,…miandry izay hevitrareo aho….