Demokrasia sa Demonkrasia?

Sasa-poana niandry ny fandaharana ‘Ny marina’ tao amin’ny Radio Antsiva aho halina. Efa ho tamin’ny folo ora alina latsaka vao mba niverina nisy feo nivoaka tao amin’ilay onjam-peo. Nihevitra aho fa tapaka ny herinaratra tany an-toerana tany.
Androany maraina anefa dia gaga sy zendana aho nahare tamin’ny mpiara-miasa amiko fa toa hoe nisy taratasy avy any [...]