Posté sur mai 9, 2008 par gazetyavylavitra
Izaho izay miantso dia manan-janaka roa manovo fahalalana ao amin’ny CEG Antanimena.
Tamin’ny 30 avril dia nalefa hiala sasatra ireo mpianatra ary hiditra amin’ny 13 mai
Misy anefa ny kilasy hanao adina ara-panatanjahantena BEPC amin’ny talata 13 mai Isan’izany ny zanako.
Talohan’ny nivoahan’ireo mpianatra ireo hiala sasatra anefa dia tsy nisy fanamarihana na dia kely aza nataon’ny tompon’andraikitry [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, tapatapany | Tagué : adina, fampianarana, fanadinana, fiantsoana, tandrevaka | 2 Commentaires »
Posté sur mai 9, 2008 par gazetyavylavitra
Natao maimaika loatra ny fametrahana ny rafitra fitsinjarana fahefana teto Madagasikara.
Mbola be no tsy mahalala ny fivadihan’ny faritany teo aloha ho fari-piadidiana. Izany hoe foana araka ny lalam-panorenana ny fisiany.
Ny teo aloha aza mbola tsy voafehin’ny sarambabem-bahoaka tsara dia efa ampidirina ny manaraka, ary dia toy izany hatrany. Tsy mba toy izay hita tany Eropa [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué : Add new tag, adina, fampianarana, fiantsoana, garabola, LMD, politika, tandrevaka | Laisser un commentaire »