Posté sur mai 21, 2008 par gazetyavylavitra
Tsy ho fatatrao mihitsy aloha raha i RAKOTONIRAINY Jen Richard e! Tsy olo-malaza izy fa olona tsotra toa ahy sy ianao ihany, nefa indro atolotro anao eto ny tantaran’ity lehilahy mahantra iray ity, rehefa avy niandrasana fotoana maharitra ihany vao tapaka ny hevitra fa havoaka.
Mpiavy avy any Ambalavao i RAKOTONIRAINY Jean Richard. Hitady ravinahitra [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, tapatapany | Tagué : fanampiana, hôpitaly, Kamba, mahantra, marary | 5 Commentaires »
Posté sur mai 17, 2008 par gazetyavylavitra
Natao androany 17 mey 2008 teo amin’ny kianja malazan’ny 13 mai ny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny vatofehizoron’ny lapan’ny tananan’Antananarivo vaovao. Tsy nahasakana ny olona ny erikerika vao maraina fa tamin’ny valo ora dia efa feno olona Analakely. Tonga teny kosa ny Ben’ny tanana tamin’ny folo ora katroka. Tonga teny koa ny solontenan’ny vatican (Augistin [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, tantaram-pirenena, tapatapany | Tagué : 13 mai, Andry RAJOELINA, Antananarivo, hotel de ville, lapan'ny tanana, mai72, maire, maireir | 2 Commentaires »
Posté sur mai 9, 2008 par gazetyavylavitra
Izaho izay miantso dia manan-janaka roa manovo fahalalana ao amin’ny CEG Antanimena.
Tamin’ny 30 avril dia nalefa hiala sasatra ireo mpianatra ary hiditra amin’ny 13 mai
Misy anefa ny kilasy hanao adina ara-panatanjahantena BEPC amin’ny talata 13 mai Isan’izany ny zanako.
Talohan’ny nivoahan’ireo mpianatra ireo hiala sasatra anefa dia tsy nisy fanamarihana na dia kely aza nataon’ny tompon’andraikitry [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, tapatapany | Tagué : adina, fampianarana, fanadinana, fiantsoana, tandrevaka | 2 Commentaires »
Posté sur mai 9, 2008 par gazetyavylavitra
Natao maimaika loatra ny fametrahana ny rafitra fitsinjarana fahefana teto Madagasikara.
Mbola be no tsy mahalala ny fivadihan’ny faritany teo aloha ho fari-piadidiana. Izany hoe foana araka ny lalam-panorenana ny fisiany.
Ny teo aloha aza mbola tsy voafehin’ny sarambabem-bahoaka tsara dia efa ampidirina ny manaraka, ary dia toy izany hatrany. Tsy mba toy izay hita tany Eropa [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, politika, tapatapany | Tagué : Add new tag, adina, fampianarana, fiantsoana, garabola, LMD, politika, tandrevaka | Laisser un commentaire »
Posté sur mai 2, 2008 par gazetyavylavitra
Tonga ny 1 Mey 2008, ary nifanandrify ihany koa tamin’ny Andro fiakarana, izay fety kristiana. Toerana efatra samy hafa no nifanomezan”ireo sendikan’ny mpiasa ho ambohimpihaonany tamin’ireo mpiara-dia taminy. Teo ny nanao izany tany Andavamanba, ny hafa teny amin’ny kianja mitafo Ankorondrano rehefa avy niala teny Antanimena, ny sasany indray niala avy any Ampefiloha, nanoloana ny [...]
Archivé sous: fiaraha-monina, tapatapany | Tagué : 1_mai, Add new tag, asa, fetin_ny asa, travail | 2 Commentaires »