Hatrany Mampikony ka hatrany Mananjary
Publié le avril 1, 2008 par gazetyavylavitra
Samy namoaka lahatsoratra momba ny tanànan’i Mampikony avokoa ny gazety roa nandalo teto amiko androany (Ao raha sy Gazetiko). Nolazainy tao ny momba ny olana sedrain’ity tanàna iray ao amin’ny faritr”i SOFIA ity noho ny fitoerany ao anaty lemaka tena ambany dia ambany tokoa. Voaresaky ny tompon’andraiki-panjakana aza fa hoe tokony hafindra amin’ny toerana avo [...]
Archivé sous: fiaraha-monina | Taggé: Mampikony Mananjary Loto Fivalanana Lemaka Aretina | 4 Commentaires »