Governemanta vaovao (30 Aprily 2008)

Indro omena antsika eto ny firafitry ny GOVERNEMANTA VAOVAO NAVOAKA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY ANIO HARIVA 30 APRILY 2008 TANY AMIN4NY LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA Foana araka izany ny voalazan’ny 2007/926 tamin’ny 20-10-2007 nanendry irao mpikambana teo aloha
Praiministra : Charles RABEMANANJARA Minisitry ny raharaham-bahiny :Marcel RANJEVA
Minisitry ny Fiarovam-pirenena: Cecile Marie Ange MANOROHANTA
Minisitra Mpitahiry ny tombokasem-panjakana sady minisitry ny [...]

Olona tsy hita nanjavonana

Lahatsoratra avy any Egypta no nanaitra ny aingam-panahy hitosaka eto androany. Nanampy trotraka koa moa ny fandrenesana isan’andro isan’andro ao amin’ny RNM (Radiom-pirenena Malagasy) ny antso fiaraha-mitady olona tsy hita hoe lasa aiza na lasa aiza.
Ekena aloha  fa misy ireo maty an-dalana noho ny hanoanana, noho ny aretina, noho ny lozam-pifamoivoizana nefa tsy nahitàna taratasy [...]

Miovaova

miovaova izao rehetra izao, na teotr’andro, na teo-tsaina sns…

5925/5-9-25

5925/5-9-25 Resaka fahasalamana sy fananahan’ny tanora no resahana ato. Toro-hevitra ho fitondrana tena matotra sy tompon’andraikitra

Hatrany Mampikony ka hatrany Mananjary

Samy namoaka lahatsoratra momba ny tanànan’i Mampikony avokoa ny gazety roa nandalo teto amiko androany (Ao raha sy Gazetiko). Nolazainy tao ny momba ny olana sedrain’ity tanàna iray ao amin’ny faritr”i SOFIA ity noho ny fitoerany ao anaty lemaka tena ambany dia ambany tokoa. Voaresaky ny tompon’andraiki-panjakana aza fa hoe tokony hafindra amin’ny toerana avo [...]