Niniana natao ilay lohateny hoe “Nandatsa-bato” satria tsy fifidianana no natrehiko teto Antananarivo raha ny sary entiko ho anao no jerena akaiky.
Tsy nisy afa-tsy vato TIM sy valopy no nameno ny latabatr’ireo birao noteteziko (EPP Behoririka, EPP Andravoahangy I sy II, EPP Antanimena, EPP Ankadifotsy ISCAM)
Raha ny taha-pahavitrihana moa dia ambany tokoa. Ary inoako fa [...]
Archivé sous: politika | Tagué : election, fifidianana, latsa-bato | 5 Commentaires »

