Dia nivoaka izany ny tatitra taorian’ny fihaonana nataon’ny vondrona katolika fa dia VOALOHANY aty Afrika i Madagascara amin’ny resaka fanalan-jaza. 75.000 isan-taona ny vehivavy manao izany, noho ny antony maro samihafa (aretina, tsy mbola te-hiteraka, tahotra ny vavan’ny olona, fanolanana, hamaroan’ny efa eo an-tanana.sns…)
40% amin’ireo dia avy amin’ny fianakaviana sahirana avokoa, ary ahitana ny sokajin-taona [...]
Archivé sous: fiaraha-monina | Tagué : fanalan-jaza, fimailo, kapaoty, katolika, Madagascar | 2 Commentaires »

