Posté sur février 18, 2008 par gazetyavylavitra
Niditra tao Sainte Marie omaly ny cyclone IVAN. Nandrava zavatra maro, fa ny tena tiako hampitaina eto dia ny fahatapahan’ny fifandraisana nahatonga faty olona sivy tany an-toerana. Omaly dia nisy vehivavy niantso maika ny rainy taty Antananarivo nilaza fa nianjeran-javatra ny hotely nisy azy ary dia nirodana ka tototra ao miaraka amin’ny olona valo hafa [...]
Archivé sous: tapatapany | Tagué : cyclone, ivan, rivodoza, Sainte-Marie | 16 Commentaires »
Posté sur février 18, 2008 par gazetyavylavitra
FASAN’NY KARANA
“Eny amin’ny fàsan’ny karana” no fiteny rehefa mandray fiarakaretsaka hamonjy ny toby fiantsonan’ny fiara mpitatitra mankany amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara ianao.
Misy fàsana fandorana fatin-na karàna mantsy eo ampita kelin’io toby io.Very anàrana ny toerana, tsy voatonona intsony ny hoe eny Ankadimbahoaka izay anaran’ny toerana. Izay eo ihany, fa izay mety ho fahaverézana hafa no [...]
Archivé sous: politika, tapatapany | Tagué : fanjakana, fasana, fitaterana, toby | Laisser un commentaire »