Lahatsoratra nivoaka tamin’ity herinandro ity no entiko aminao eto. Maneho ny fahasahian’ny mpianatra, mampibaribary koa ny gaboraraky ny mpitantana (tsy hiteny aho hoe ny taloha ve sa ny ankehitriny), ary ny tsy fandraisana andraikitry ny sasany. Soa aloha fa mba nisy ny fidinana teny an-toerana tamin’ity indray maka ity ka nahafahan’ny mpanao gazety (toy ity amin’ny L’Hebdo [...]
Archivé sous: tapatapany | Tagué : Ankatso, Croua, gaboraraka, JIRAMA | Laisser un commentaire »

