Procambarus na ” foza orana “.
Ny fomba iainan’ny tantsaha eny Betsimitatatra ny andavanandrom-piainany miatrika ity biby mpanani-bohitra ity no fanadihadiana entiko aminao anatin’ity lahatsoratra ity. Biby miaina sy mora velona anaty faritra mando izy ity. Tsy mifidy izy amin’izany na rano madio io, na maloto, na rano mandeha na miandrona. Araka ny fanazavan’ireo tantsaha tafaresaka [...]
Archivé sous: tapatapany | Tagué : Betsimitatatra, foza orana, procambarus, voly vary | 6 Commentaires »

