salon du recrutement

Nifàrana omaly 27 janoary 2008 ny salon du recrutement nokarakarain’ny Exhib’Mada / Orange Madagascar / BFV- SG, rehefa naharitra teo amin’ny efatra andro teo. Teny amin’ny Alliance Française Andavamamba no nisy azy ity. Maro tokoa ireo Malagasy tonga nihazakazaka teny mba hanatitra CV sy hanao “Entretien”.
 
Nahitana ny sokajin-taona rehetra sy ny sokajin’olona rehetra ihany koa [...]

JIRAMA…Fa misy inona?

JIRAMA, fa misy inona ?
 
Zava-nisy sy mbola iainana hatramin’ny fotoana nanoràtana ny lahatsoratra ity entiko ho anao eto ity. Olana mbola tsy nivaha.
 
Ny 14 desambra 2007 alina dia nisy telo mianadahy (ny roa mpivady, ary ny iray fianakaviako ihany nitsetra ny fahorian’iretsy voalohany), tonga tao an-tokantranoko nila toro-hevitra momba ny zavatra nanjo ireto mpivady( mpivady izay [...]