Ny volana Janoary ka hatramin’ny Febroary toy izao no fanararaotra mamboly hazo. Efa fanaon’ny fikambanana Namana Serasera Dago isan-taona izy io ary dia ho tanterahana ny 09 Febroary izao indray eny Andranovelona. Tanjona ny handrakotra ny tampon’ Ilohavohitra amin’ny karazan-kazo Ravintsara. Natomboka tany an-tampony indrindra izy io ary efa aty ambanimbany ankehitriny ny asa hotanterahana. [...]
Archivé sous: tapatapany | Tagué : BABAY, EAU VIVE, Fambolen-kazo, ILOHAVOHITRA | 1 commentaire »

