Publié le janvier 30, 2008 par gazetyavylavitra
Goragora
Raha misy angamba toerana eritreretina ho tsy sahin’ny sasany itsofohana sy tsy tokony haharenesana halatra na fahaverezan-javatra dia ny tobin’ny miaramila sy ny lapam-panjakana.
Na dia tsy dia nahoraka sy tsy nivoaka an-gazety aza anefa dia nisy tokoa ny fahaverezan-javatra tao amin’ny lapam-panjakana Ambohitsorohitra (fanitso 120 tokony hanamboarana ilay
lapa vaovao ao an-toerana no nisy nivarotra teny [...]
Archivé sous: tapatapany | Taggé: fandriampahalemana, fiarovana, gaboraraka, polisy | 2 Commentaires »
Publié le janvier 29, 2008 par gazetyavylavitra
Nandalo iny ny rivo-doza voalohany (FAME). Efa mihaodihaody any kosa ny faharoa (GULA). Nanimba an’i Besalampy hatrany amin’ny 95% i FAME. Nitondra orana eran’ny Nosy. Isan’ny nizàka izany sy mbola hizàka izany, tahaka izay efa nizakàny azy nandritry ny taona maro nivadibadika ny etsy anoloan’ny Rotsirotsy, akaikin’ny EPP Andravoahangy. Efa nisy fanamboarana ihany io làlana [...]
Archivé sous: tapatapany | Taggé: cyclone, loto, orana, toetr'andro | 7 Commentaires »
Publié le janvier 28, 2008 par gazetyavylavitra
Nifàrana omaly 27 janoary 2008 ny salon du recrutement nokarakarain’ny Exhib’Mada / Orange Madagascar / BFV- SG, rehefa naharitra teo amin’ny efatra andro teo. Teny amin’ny Alliance Française Andavamamba no nisy azy ity. Maro tokoa ireo Malagasy tonga nihazakazaka teny mba hanatitra CV sy hanao “Entretien”.
Nahitana ny sokajin-taona rehetra sy ny sokajin’olona rehetra ihany koa [...]
Archivé sous: tapatapany | Taggé: Alliance, asa, recrutement, salon | 4 Commentaires »
Publié le janvier 28, 2008 par gazetyavylavitra
JIRAMA, fa misy inona ?
Zava-nisy sy mbola iainana hatramin’ny fotoana nanoràtana ny lahatsoratra ity entiko ho anao eto ity. Olana mbola tsy nivaha.
Ny 14 desambra 2007 alina dia nisy telo mianadahy (ny roa mpivady, ary ny iray fianakaviako ihany nitsetra ny fahorian’iretsy voalohany), tonga tao an-tokantranoko nila toro-hevitra momba ny zavatra nanjo ireto mpivady( mpivady izay [...]
Archivé sous: tapatapany | Taggé: JIRAMA, kolikoly, tsindry hazo lena | 1 Commentaire »
Publié le janvier 24, 2008 par gazetyavylavitra
Ny volana Janoary ka hatramin’ny Febroary toy izao no fanararaotra mamboly hazo. Efa fanaon’ny fikambanana Namana Serasera Dago isan-taona izy io ary dia ho tanterahana ny 09 Febroary izao indray eny Andranovelona. Tanjona ny handrakotra ny tampon’ Ilohavohitra amin’ny karazan-kazo Ravintsara. Natomboka tany an-tampony indrindra izy io ary efa aty ambanimbany ankehitriny ny asa hotanterahana. [...]
Archivé sous: tapatapany | Taggé: BABAY, EAU VIVE, Fambolen-kazo, ILOHAVOHITRA | 1 Commentaire »
Publié le janvier 8, 2008 par gazetyavylavitra
Asa ianao raha toa ahy? Tsy ny teny Malagasy ihany no mahasarotiny ahy mantsy fa hatramin’ny fanajàna ilay hoe Malagasy mihitsy amin’ny maha-olona azy. Ny mahatonga ahy manoratra izany eto dia izao: betsaka loatra hatrizay namakiako gazety izay ny hadisona ataon’ireo mpanoratra anatin’ireny gazety ireny. Dia lasa ny saiko hoe: “Fa angaha dia tsy misy [...]
Archivé sous: tapatapany | 6 Commentaires »